# Ny sabatra dia hamely an'ireo Kaldeana Ny "sabatra" dia manondro ireo izay mampiasa azy. DH: "ho avy eo amin'ireo Kalideana ireo miaramila fahavalo mitana sabatra" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # hitonon-tena ho toy ny adala izy ireo Ny teny "hitonon-tena" dia mampiseho ny adalan'izy ireo ary mamboraka izany mba ahafahan'ny rehetra mahita izany. # ho feno tahotra izy ireo DH: "hameno azy ireo ny tahotra" # ho tonga tahaka ny vehivavy izy ireo "ho lasa malemy noho ny vehivavy izy rehetra ireo" # ireo trano fitehirizany Ny trano fitehirizana dia toerana fametrahana zavatra sarobidy. # ho voaroba izy ireo DH: "handroba azy ireo ny miaramila fahavalo"