379 B
379 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny ny fomba handresena amin'ireo fahavalon'i Babylona Yaveh.
ny olona rehetra izay manenjana ny tsipìkany
Io dia manondro an'ireo miaramila izay mampiasa ny tsipìka sy ny zana-tsipìkany rehefa hiady.
hitifitra azy
Ny teny "azy" dia manondro an'i Babylona.
voarodana ireo mandany
DH: "narodan'ireo firenena ireo mandany"