# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny ny fomba handresena amin'ireo fahavalon'i Babylona Yaveh. # ny olona rehetra izay manenjana ny tsipìkany Io dia manondro an'ireo miaramila izay mampiasa ny tsipìka sy ny zana-tsipìkany rehefa hiady. # hitifitra azy Ny teny "azy" dia manondro an'i Babylona. # voarodana ireo mandany DH: "narodan'ireo firenena ireo mandany"