plt_tn/jer/50/01.md

12 lines
420 B
Markdown

# asaivo mihaino izy ireo ... asaivo mihaino izy ireo
Ny famerenana ireo fehezanteny ireo dia manamafy ny lanjan'ilay didy.
# alaina baraka i Bela. Nivadi-po i Merodaka. Nalaim-baraka ireo sampiny; nivadi-po ireo sarin-javany
Ireo andalana ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa nalain'i Yaveh baraka ireo andriamanitr'i Babylona.
# Bela ... Merodaka
Ireo no anaran'ireo filohan'ny andriamanitr'i Babilona.