plt_tn/jer/50/01.md

420 B

asaivo mihaino izy ireo ... asaivo mihaino izy ireo

Ny famerenana ireo fehezanteny ireo dia manamafy ny lanjan'ilay didy.

alaina baraka i Bela. Nivadi-po i Merodaka. Nalaim-baraka ireo sampiny; nivadi-po ireo sarin-javany

Ireo andalana ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa nalain'i Yaveh baraka ireo andriamanitr'i Babylona.

Bela ... Merodaka

Ireo no anaran'ireo filohan'ny andriamanitr'i Babilona.