16 lines
642 B
Markdown
16 lines
642 B
Markdown
# ho avy hanidina toy ny voromahery ireo fahavalo, mamelatra ireo elany
|
|
|
|
Ireo fehezanteny ireo dia mampitaha ny fidinan'ny tafika mahery eo amin'i Moaba sy ny handreseny izany amin'ny fomba fidinan'ny voromahery rehefa mihaza ny hazany.
|
|
|
|
# Keriota
|
|
|
|
Tanàna ao Moaba.
|
|
|
|
# Voasamboatra i Keriota, ary babo ireo fiarovany mafy
|
|
|
|
"Nosamborin'ny fahavalo i Keriota ary nataony babo ireo fiarovana mafy"
|
|
|
|
# Fa amin'izany fotoana izany dia ho tonga tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza ny fon'ireo miaramilan'i Moaba
|
|
|
|
Io fehezanteny io dia mampitaha ny tahotra izay nandrakotra ireo miaramilan'i Moaba amin'ny tahotrin'ny vehivavy rehefa hiteraka.
|