plt_tn/jer/48/40.md

642 B

ho avy hanidina toy ny voromahery ireo fahavalo, mamelatra ireo elany

Ireo fehezanteny ireo dia mampitaha ny fidinan'ny tafika mahery eo amin'i Moaba sy ny handreseny izany amin'ny fomba fidinan'ny voromahery rehefa mihaza ny hazany.

Keriota

Tanàna ao Moaba.

Voasamboatra i Keriota, ary babo ireo fiarovany mafy

"Nosamborin'ny fahavalo i Keriota ary nataony babo ireo fiarovana mafy"

Fa amin'izany fotoana izany dia ho tonga tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza ny fon'ireo miaramilan'i Moaba

Io fehezanteny io dia mampitaha ny tahotra izay nandrakotra ireo miaramilan'i Moaba amin'ny tahotrin'ny vehivavy rehefa hiteraka.