plt_tn/jer/48/30.md

607 B

Izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

teniny manohitra

Mandà hankatò baiko na toromarikan'olona iray matetika noho ny fananana hambo.

Ka hidradradradra fitomaniana ho an'i Moaba aho, ary hihiaka amin'ny alahelo ho an'i Moaba manontolo aho.

Namerina niteny io teny io indroa i Jeremia imba ho fanamafisana.

hidradradradra

Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe.

Kira-haresa

Izany no anaran'ny renivohitr'i Moaba fahiny.

Jazera ... Sibma

Ireo dia anaran'ny tanàna roa tao Moaba.