# Izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # teniny manohitra Mandà hankatò baiko na toromarikan'olona iray matetika noho ny fananana hambo. # Ka hidradradradra fitomaniana ho an'i Moaba aho, ary hihiaka amin'ny alahelo ho an'i Moaba manontolo aho. Namerina niteny io teny io indroa i Jeremia imba ho fanamafisana. # hidradradradra Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe. # Kira-haresa Izany no anaran'ny renivohitr'i Moaba fahiny. # Jazera ... Sibma Ireo dia anaran'ny tanàna roa tao Moaba.