plt_tn/jer/46/05.md

12 lines
582 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nitohy ny fahitan'i Jeremia mahakasika an'i Egypta.
# Fa inona izao hitako izao?
Ny "-ko" eto dia manondro an'i Yaveh. Nametraka io fanontaniana maneso io Yaveh mba hanamafisana fa efa tanteraka izay nolazainy mahakasika ny firenen'i Egypta dia .
# tsy afa-mitsoaka ireo haingam-pandeha, ary tsy afa-mitsoaka ireo miaramila
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa tsy nisy, na ny mafy sy haingam-pandeha indrindra aza, afaka nitsoaka. DH: "na ireo miaramila haingam-pandeha indrindra aza dia tsy afa-nitsoaka"