# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nitohy ny fahitan'i Jeremia mahakasika an'i Egypta. # Fa inona izao hitako izao? Ny "-ko" eto dia manondro an'i Yaveh. Nametraka io fanontaniana maneso io Yaveh mba hanamafisana fa efa tanteraka izay nolazainy mahakasika ny firenen'i Egypta dia . # tsy afa-mitsoaka ireo haingam-pandeha, ary tsy afa-mitsoaka ireo miaramila Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa tsy nisy, na ny mafy sy haingam-pandeha indrindra aza, afaka nitsoaka. DH: "na ireo miaramila haingam-pandeha indrindra aza dia tsy afa-nitsoaka"