plt_tn/jer/44/15.md

747 B

Patrosa

Io dia anaran-tanàna tao Egypta.

Momba ny teny izay nambaranao taminay tamin'ny anaran'i Yaveh—dia tsy hihaino anao izahay

DH: "Tsy hankatò ny didy izay nomenao anay tamin'ny fahefan'i Yaveh izahay"

Mpanjakavavin'ny Lanitra

Io no anarana nomen'ny vahoakan'i Joda tao Egypta izay nanompo izany ho toy ny andriamani-bavy.

Dia ho voky sakafo izahay ka ho ambinina, no sady tsy hiharan-doza

DH: "tamin'izany andro izany dia niadana ara-tsakafo izahay, nahomby ary tsy nahita loza"

ho voky sakafo izahay

"ho voky tsara izahay"

Dia ho voky sakafo izahay ka ho ambinina, no sady tsy hiharan-doza

Ny vahoakan'i Joda dia nihevitra fa hahomby satria ny Mpanjakavavin'ny Lanitra hitahy azy ireo raha manompo azy izy ireo.