plt_tn/jer/44/15.md

24 lines
747 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Patrosa
Io dia anaran-tanàna tao Egypta.
# Momba ny teny izay nambaranao taminay tamin'ny anaran'i Yaveh—dia tsy hihaino anao izahay
DH: "Tsy hankatò ny didy izay nomenao anay tamin'ny fahefan'i Yaveh izahay"
# Mpanjakavavin'ny Lanitra
Io no anarana nomen'ny vahoakan'i Joda tao Egypta izay nanompo izany ho toy ny andriamani-bavy.
# Dia ho voky sakafo izahay ka ho ambinina, no sady tsy hiharan-doza
DH: "tamin'izany andro izany dia niadana ara-tsakafo izahay, nahomby ary tsy nahita loza"
# ho voky sakafo izahay
"ho voky tsara izahay"
# Dia ho voky sakafo izahay ka ho ambinina, no sady tsy hiharan-doza
Ny vahoakan'i Joda dia nihevitra fa hahomby satria ny Mpanjakavavin'ny Lanitra hitahy azy ireo raha manompo azy izy ireo.