plt_tn/jer/40/15.md

44 lines
820 B
Markdown

# Johanana zanaka lahin'i Karea
Jereo ny fomba nandikanao izany anarana ireo tao amin'ny 40:7.
# niteny mangina tamin'i Gedalia
"niresaka miafina tamin'i Gedalia"
# Gedalia
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 39:11.
# Ismaela zanaka lahin'i Netania
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 40:7.
# Tsy hisy hiahiahy ahy
"tsy hisy hafantatra"
# Nahoana izy no hamono anao
"tsy tokony hamela azy hamono anao ianao."
# Nahoana no navela
"aza mamela ny vahoaka maro"
# ny Joda rehetra izay efa niangona teo aminao
"ireo vahoakan'i Joda izay tonga teo aminao"
# hiparitaka
"handositra any amin'ny toerana maro samihafa"
# ireo sisa tavela tao Joda rehetra ho rava
"ary hamela ireo sisa tavela tao Joda ho faty."
# Ahikama
Jereo ny fomba nandikanao io anarana io tao amin'ny 26:22.