plt_tn/jer/40/15.md

820 B

Johanana zanaka lahin'i Karea

Jereo ny fomba nandikanao izany anarana ireo tao amin'ny 40:7.

niteny mangina tamin'i Gedalia

"niresaka miafina tamin'i Gedalia"

Gedalia

Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 39:11.

Ismaela zanaka lahin'i Netania

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 40:7.

Tsy hisy hiahiahy ahy

"tsy hisy hafantatra"

Nahoana izy no hamono anao

"tsy tokony hamela azy hamono anao ianao."

Nahoana no navela

"aza mamela ny vahoaka maro"

ny Joda rehetra izay efa niangona teo aminao

"ireo vahoakan'i Joda izay tonga teo aminao"

hiparitaka

"handositra any amin'ny toerana maro samihafa"

ireo sisa tavela tao Joda rehetra ho rava

"ary hamela ireo sisa tavela tao Joda ho faty."

Ahikama

Jereo ny fomba nandikanao io anarana io tao amin'ny 26:22.