plt_tn/jer/40/11.md

754 B

ny Jiodeana rehetra

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:10.

teo amin'ireo vahoaka

DH: "ny Jodeana rehetra teo amin'ny vahoakan'i Amona."

ny Joda sisa tavela

"ny sisa tavela tamin'ny vahoakan'i Joda"

nanendreny ... teo amin'izy ireo

"Nametrahany ... hisahana azy ireo

Gedalia zanaka lahin'i Ahikama zanaka lahin'i Safana

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 39:11

teo amin'izy ireo

"teo amin'ny vahoakan'i Joda

izay nanaparitahany avy ny Jodeana rehetra

"izay nitsoahan'ny Jodeana rehetra" DH: "izay nandefasan'ireo Babyloniana ny Jodeana rehetra."

divay sy voka-pahavaratra maro dia maro

"voaloboka sy voakazom-pahavaratra be dia be"

voka-pahavaratra

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 40:9