# ny Jiodeana rehetra Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:10. # teo amin'ireo vahoaka DH: "ny Jodeana rehetra teo amin'ny vahoakan'i Amona." # ny Joda sisa tavela "ny sisa tavela tamin'ny vahoakan'i Joda" # nanendreny ... teo amin'izy ireo "Nametrahany ... hisahana azy ireo # Gedalia zanaka lahin'i Ahikama zanaka lahin'i Safana Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 39:11 # teo amin'izy ireo "teo amin'ny vahoakan'i Joda # izay nanaparitahany avy ny Jodeana rehetra "izay nitsoahan'ny Jodeana rehetra" DH: "izay nandefasan'ireo Babyloniana ny Jodeana rehetra." # divay sy voka-pahavaratra maro dia maro "voaloboka sy voakazom-pahavaratra be dia be" # voka-pahavaratra Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 40:9