plt_tn/jer/38/04.md

503 B

nanalefahany ny tanan'ireo lehilahy mpiady tavela ato amin'ity tanàna ity, ary ny tanan'ny vahoaka rehetra

DH: "Nahatonga ireo miaramila sy ny vahoaka rehetra tsy hanana risim-po izy"

fa tsy niasa hiaro ny vahoakany ity lehilahy ity, fa ho an'ny loza

DH: "fa i Jeremia dia tsy niasa mba hanampy ny vahoaka, fa niasa handratra ity vahoaka ity"

Indro, eo an-tananao izy

Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana ny fehezanteny izay manaraka azy. DH: "Jereo, manana fahefana eo aminy ianao"