# nanalefahany ny tanan'ireo lehilahy mpiady tavela ato amin'ity tanĂ na ity, ary ny tanan'ny vahoaka rehetra DH: "Nahatonga ireo miaramila sy ny vahoaka rehetra tsy hanana risim-po izy" # fa tsy niasa hiaro ny vahoakany ity lehilahy ity, fa ho an'ny loza DH: "fa i Jeremia dia tsy niasa mba hanampy ny vahoaka, fa niasa handratra ity vahoaka ity" # Indro, eo an-tananao izy Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana ny fehezanteny izay manaraka azy. DH: "Jereo, manana fahefana eo aminy ianao"