plt_tn/jer/37/03.md

611 B

Jehokala

Io dia anaran'olona.

Selemia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.

Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:1.

ho antsika

Ny "antsika" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ireo vahoakan'i Joda ambony.

Ary tonga i Jeremia ary nankeo amin'ny vahoaka

DH: "afaka nandeha tany amin'izay tiany aleha niaraka tamin'ny olon-kafa i Jeremia."

satria mbola tsy natao an-tranomaizina izy

"satria tsy nisy nampiditra am-ponja azy"

Tonga avy tany

"nanainga avy tany"

fahirano

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:1.