plt_tn/jer/37/03.md

32 lines
611 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Jehokala
Io dia anaran'olona.
# Selemia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.
# Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:1.
# ho antsika
Ny "antsika" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ireo vahoakan'i Joda ambony.
# Ary tonga i Jeremia ary nankeo amin'ny vahoaka
DH: "afaka nandeha tany amin'izay tiany aleha niaraka tamin'ny olon-kafa i Jeremia."
# satria mbola tsy natao an-tranomaizina izy
"satria tsy nisy nampiditra am-ponja azy"
# Tonga avy tany
"nanainga avy tany"
# fahirano
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:1.