plt_tn/jer/36/11.md

768 B

Mikaia

Izany dia anaran-dehilahy.

Mikaia zanaka lahin'i Gemaria zanaka lahin'i Safana

"Mikaia zanaka lahin'i Gemaria izay zanaka lahin'i Safana"

efitrin'ny mpitan-tsoratra

"tao amin'ny efitrin'ny mpanora-dalàna"

Indreo

Ny teny "indreo" eto dia manamafy izay teny manaraka azy.

Elisama ... Delaia

Ireo dia anarana olona.

Semaia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:20.

Elnatana zanaka lahin'i Akbora

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:22.

Gemaria zanaka lahin'i Safana

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:9.

Zedekia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Hanania

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1.

ary ny manam-pahefana rehetra

"ary ireo manam-pahefana hafa rehetra"