plt_tn/jer/36/11.md

44 lines
768 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mikaia
Izany dia anaran-dehilahy.
# Mikaia zanaka lahin'i Gemaria zanaka lahin'i Safana
"Mikaia zanaka lahin'i Gemaria izay zanaka lahin'i Safana"
# efitrin'ny mpitan-tsoratra
"tao amin'ny efitrin'ny mpanora-dalàna"
# Indreo
Ny teny "indreo" eto dia manamafy izay teny manaraka azy.
# Elisama ... Delaia
Ireo dia anarana olona.
# Semaia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:20.
# Elnatana zanaka lahin'i Akbora
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:22.
# Gemaria zanaka lahin'i Safana
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:9.
# Zedekia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# Hanania
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1.
# ary ny manam-pahefana rehetra
"ary ireo manam-pahefana hafa rehetra"