plt_tn/jer/36/01.md

36 lines
888 B
Markdown

# Ary
Io dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiandohana fizarana vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa hanehoana izany ny fiteninao dia azonao atao ny mampiasa izany.X
# tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1.
# izao teny ... izao
Ny andian-teny "izao teny izao" dia manondro ny hafatra manaraka eo.
# efa nolazaiko nanomboka tamin'ny
"efa nolazaiko anao nanomboka tamin'ny"
# nanomboka tamin'ny andron'i Josia ka hatramin'ity andro ity
DH: "nanomboka tamin'ny fotoanan'i Josia mandrak'ankehitriny"
# Angamba ... ny mponin'i Joda
"mety mba ... ny mponin'i Joda"
# kasaiko entina eo amin'izy ireo
"nomaniko ho atao amin'izy ireo"
# Angamba ... ny olona rehetra
"Mety mba ... ny olona rehetra"
# amin'ny lalan-dratsiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.