# Ary Io dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiandohana fizarana vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa hanehoana izany ny fiteninao dia azonao atao ny mampiasa izany.X # tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1. # izao teny ... izao Ny andian-teny "izao teny izao" dia manondro ny hafatra manaraka eo. # efa nolazaiko nanomboka tamin'ny "efa nolazaiko anao nanomboka tamin'ny" # nanomboka tamin'ny andron'i Josia ka hatramin'ity andro ity DH: "nanomboka tamin'ny fotoanan'i Josia mandrak'ankehitriny" # Angamba ... ny mponin'i Joda "mety mba ... ny mponin'i Joda" # kasaiko entina eo amin'izy ireo "nomaniko ho atao amin'izy ireo" # Angamba ... ny olona rehetra "Mety mba ... ny olona rehetra" # amin'ny lalan-dratsiny Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.