plt_tn/jer/35/12.md

574 B

tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Tsy handray fanitsiana sy hihaino ireo teniko ve ianareo?

Napetraka io fanontaniana io mba hibedesana an'Israely. DH: "tsy handray ny fantsihana ary tsy hihaino ny teniko ianareo."

Jonadaba ... Rekaba

Ireo dia anaran-dehikahy.

Ireo tenin'i Jonadaba zanaka lahin'i Rekaba izay nomeny ny zanany lahy ho didy, tsy hisotro divay, dia hita hatramin'izao andro izao

DH: "Ireo zanaka lahin'i Jonadaba, zanaka lahin'i Rekaba, dia nankato ny razamben'izy ireo tsy hisotro divay."