plt_tn/jer/35/12.md

16 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# Tsy handray fanitsiana sy hihaino ireo teniko ve ianareo?
Napetraka io fanontaniana io mba hibedesana an'Israely. DH: "tsy handray ny fantsihana ary tsy hihaino ny teniko ianareo."
# Jonadaba ... Rekaba
Ireo dia anaran-dehikahy.
# Ireo tenin'i Jonadaba zanaka lahin'i Rekaba izay nomeny ny zanany lahy ho didy, tsy hisotro divay, dia hita hatramin'izao andro izao
DH: "Ireo zanaka lahin'i Jonadaba, zanaka lahin'i Rekaba, dia nankato ny razamben'izy ireo tsy hisotro divay."