plt_tn/jer/34/01.md

742 B

Ilay teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh

DH: "Niteny ny teniny tamin'i "

nanangan'ady

DH: "niady tamin'i "

sy ny tanànany rehetra

Io dia manondro ny tanan-dehibe manodidina an'i Jerosalema rehetra.

hanome ity tanàna ity

Adikao toy ny nandikanao izany tao amin'ny 32:26 izany.

ho eo ampelan-tanan'ny mpanjakan'i Babylona

Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "ho fehezin'ny mpanjakan'i Babylona."

Tsy ho afaka eo an-tanany ianao

"Tsy ho afaka eo ambanin'ny fifehezany ianao"

Hijery ny mason'ny mpanjakan'i Babylona ny masonao; hiresaka mivantana aminao izy raha mankany Babylona ianao

Mitovy ny hevin'ireo fomba fiteny roa ireo fa izy dia hahita ny mpanjakan'i Babylona mivantana.