# Ilay teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh DH: "Niteny ny teniny tamin'i " # nanangan'ady DH: "niady tamin'i " # sy ny tanànany rehetra Io dia manondro ny tanan-dehibe manodidina an'i Jerosalema rehetra. # hanome ity tanàna ity Adikao toy ny nandikanao izany tao amin'ny 32:26 izany. # ho eo ampelan-tanan'ny mpanjakan'i Babylona Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "ho fehezin'ny mpanjakan'i Babylona." # Tsy ho afaka eo an-tanany ianao "Tsy ho afaka eo ambanin'ny fifehezany ianao" # Hijery ny mason'ny mpanjakan'i Babylona ny masonao; hiresaka mivantana aminao izy raha mankany Babylona ianao Mitovy ny hevin'ireo fomba fiteny roa ireo fa izy dia hahita ny mpanjakan'i Babylona mivantana.