plt_tn/jer/33/23.md

416 B

Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Tsy nosaininao ve izay nambaran'io vahoaka io rehefa niteny izy ireo hoe: 'Ireo fianakaviana roa izay nofidian'i Yaveh ireo ankehitriny dia nolaviny izy ireny?

Io fanontaniana io dia napetraka mba ho fanamafisana. DH: "tokony ho tsikaritrareo fa ireo olona ireo dia milaza fa nolaviko ireo foko roa izay nofidiako ireo."