# Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # Tsy nosaininao ve izay nambaran'io vahoaka io rehefa niteny izy ireo hoe: 'Ireo fianakaviana roa izay nofidian'i Yaveh ireo ankehitriny dia nolaviny izy ireny? Io fanontaniana io dia napetraka mba ho fanamafisana. DH: "tokony ho tsikaritrareo fa ireo olona ireo dia milaza fa nolaviko ireo foko roa izay nofidiako ireo."