plt_tn/jer/32/33.md

564 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin' i Jerema Yaveh.

Manome lamosina Ahy izy ireo fa tsy mba ny tavany

DH: "Tsy niraharaha Ahy ny vahoakako"

mba handray fanintsiana

"mba ho ampianariko"

ireo sampy mahatsiravina

"Ireo sampin'izy ireo izay tsy tiako"

an-tranoko izay nantsoina tamin'ny anarako

DH: "ilay trano izay Ahy"

loasahan'i Bena Hinoma

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.

Tsy tao an-tsaiko mihintsy

Eto ny "saina" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh. DH: "zavatra izay tsy noeritreretiko ho atao"