# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin' i Jerema Yaveh. # Manome lamosina Ahy izy ireo fa tsy mba ny tavany DH: "Tsy niraharaha Ahy ny vahoakako" # mba handray fanintsiana "mba ho ampianariko" # ireo sampy mahatsiravina "Ireo sampin'izy ireo izay tsy tiako" # an-tranoko izay nantsoina tamin'ny anarako DH: "ilay trano izay Ahy" # loasahan'i Bena Hinoma Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31. # Tsy tao an-tsaiko mihintsy Eto ny "saina" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh. DH: "zavatra izay tsy noeritreretiko ho atao"