plt_tn/jer/32/22.md

301 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.

nomenao azy ireo

"nomenao ny vahoakan'Israely"

tany tondran-dronono sy tantely

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:3.

Fa tsy nihaino ny feonao izy ireo

DH: "Fa tsy nankato izay olazainao izy ireo"