# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia. # nomenao azy ireo "nomenao ny vahoakan'Israely" # tany tondran-dronono sy tantely Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:3. # Fa tsy nihaino ny feonao izy ireo DH: "Fa tsy nankato izay olazainao izy ireo"