plt_tn/jer/32/01.md

348 B

Tonga tamin'i Jeremiah ny teny avy amin'i Yaveh

"Izao no no zavatra no lazain'i Yaveh tamin'i Jeremia"

nogadraina tao amin'ny kianjan'ny fiambenana

"Nampidirin'izy ireo tao am-ponja tao amin'ny kianjan'ny fiambenana izy"

kianjan'ny fiambenana tao an-tranon'ny mpanjakan'i Joda

Io dia kianja malalaka mifandray amin'ny lapan'ny mpanjaka.