# Tonga tamin'i Jeremiah ny teny avy amin'i Yaveh "Izao no no zavatra no lazain'i Yaveh tamin'i Jeremia" # nogadraina tao amin'ny kianjan'ny fiambenana "Nampidirin'izy ireo tao am-ponja tao amin'ny kianjan'ny fiambenana izy" # kianjan'ny fiambenana tao an-tranon'ny mpanjakan'i Joda Io dia kianja malalaka mifandray amin'ny lapan'ny mpanjaka.