plt_tn/jer/29/20.md

12 lines
264 B
Markdown

# Kolaia ... Mahaseia
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo".
# hametraka azy ireo eo an-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona Aho
DH: "hamela an'i Nebokadnezara handresy azy ireo Aho"