plt_tn/jer/29/20.md

264 B

Kolaia ... Mahaseia

Ireo dia anaran-dehilahy.

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo".

hametraka azy ireo eo an-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona Aho

DH: "hamela an'i Nebokadnezara handresy azy ireo Aho"