plt_tn/jer/29/15.md

20 lines
567 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ireo Israelita tratra babo i Jeremia.
# izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
Io dia manondrony mpanjakan'i Joda izay iray amin'ireo taranak'i Davida.
# indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# handefa sabatra, mosary, sy aretina eo amin'izy ireo Aho
Ny "Sabatra" dia midika ho ady. DH: "hanasazy azy ireo Aho"
# Fa ho ataoko toy ny aviavy lo izay tena ratsy raha hohanina izy ireo
DH: "ho saziako mafy izy ireo" na "ho ataoko ratsy ny fiainan'izy ireo"