# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ireo Israelita tratra babo i Jeremia. # izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida Io dia manondrony mpanjakan'i Joda izay iray amin'ireo taranak'i Davida. # indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # handefa sabatra, mosary, sy aretina eo amin'izy ireo Aho Ny "Sabatra" dia midika ho ady. DH: "hanasazy azy ireo Aho" # Fa ho ataoko toy ny aviavy lo izay tena ratsy raha hohanina izy ireo DH: "ho saziako mafy izy ireo" na "ho ataoko ratsy ny fiainan'izy ireo"