plt_tn/jer/29/01.md

310 B

nalefa ... avy any Jerosalema

DH: "nambara ... avy any Jerosalema"

ny reny mpanjaka vavy

Io anarana io matetika dia nampiasaina hiantsoana ny renin'ny mpanjaka.

manam-pahefana ambony

DH: "manam-pahefana tena manan-danja"

Elasa zanak'i Safana ary Gemaria zanak'i Hilkia

Ireo dia anaran-dehilahy.