# nalefa ... avy any Jerosalema DH: "nambara ... avy any Jerosalema" # ny reny mpanjaka vavy Io anarana io matetika dia nampiasaina hiantsoana ny renin'ny mpanjaka. # manam-pahefana ambony DH: "manam-pahefana tena manan-danja" # Elasa zanak'i Safana ary Gemaria zanak'i Hilkia Ireo dia anaran-dehilahy.