28 lines
834 B
Markdown
28 lines
834 B
Markdown
# ho hasaina tahaka ny saha i Ziona
|
|
|
|
DH: "ho ravaina i Ziona"
|
|
|
|
# ny tendrombohitrin'ny tempoly
|
|
|
|
Io dia manondro ny tendrombohitra izay misy ny tempoly.
|
|
|
|
# kirihitrala
|
|
|
|
Io dia manondro fitangoronana bozaka na hazo kely maniry miaraka.
|
|
|
|
# Namono azy ve i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra?
|
|
|
|
DH: "tsy namono azy i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra."
|
|
|
|
# Tsy natahotra an'i Yaveh ve izy ka nampitony ny tavan'i Yaveh mba hanajanonan'i Yaveh ny loza izay efa nambarany azy ireo?
|
|
|
|
DH: "Natahotra an'i Yaveh izy ary nampitony Azy mba hiovany hevitra mahakasika ilay loza izay nolazainy fa ho alefany."
|
|
|
|
# nampitony ny tavan'i Yaveh
|
|
|
|
DH: "nampihena ny hatezeran'i Yaveh"
|
|
|
|
# Koa hanao zava-dratsy lehibe amin'ny aintsika ihany ve isika?
|
|
|
|
DH: "raha mamono an'i Jeremia isika , dia hitondra loza amin'ny tenantsika ihany."
|