# ho hasaina tahaka ny saha i Ziona DH: "ho ravaina i Ziona" # ny tendrombohitrin'ny tempoly Io dia manondro ny tendrombohitra izay misy ny tempoly. # kirihitrala Io dia manondro fitangoronana bozaka na hazo kely maniry miaraka. # Namono azy ve i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra? DH: "tsy namono azy i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra." # Tsy natahotra an'i Yaveh ve izy ka nampitony ny tavan'i Yaveh mba hanajanonan'i Yaveh ny loza izay efa nambarany azy ireo? DH: "Natahotra an'i Yaveh izy ary nampitony Azy mba hiovany hevitra mahakasika ilay loza izay nolazainy fa ho alefany." # nampitony ny tavan'i Yaveh DH: "nampihena ny hatezeran'i Yaveh" # Koa hanao zava-dratsy lehibe amin'ny aintsika ihany ve isika? DH: "raha mamono an'i Jeremia isika , dia hitondra loza amin'ny tenantsika ihany."