12 lines
448 B
Markdown
12 lines
448 B
Markdown
# Koa ankehitriny, hatsarao ny lalanareo sy ny fanaonareo
|
|
|
|
Niverina nanao sorona fanatitra tamin'i Yaveh ny olona mba ampitoniana Azy. Saingy tsy liana tamin'ny fanarahana ny lalàny na ny hafantatra azy izy ireo.
|
|
|
|
# mihainoa ny feon'i Yaveh
|
|
|
|
DH:"nankatoa an-i Yaveh"
|
|
|
|
# Ataovy amiko izay tsara sy marina eo imasonareo
|
|
|
|
Ny teny "tsara" sy "marina" eto dia mitovy ny dikany. DH: "ataovy amiko izay rehetra eritreretinao fa zavatra tsara atao amiko"
|