plt_tn/jer/26/13.md

448 B

Koa ankehitriny, hatsarao ny lalanareo sy ny fanaonareo

Niverina nanao sorona fanatitra tamin'i Yaveh ny olona mba ampitoniana Azy. Saingy tsy liana tamin'ny fanarahana ny lalàny na ny hafantatra azy izy ireo.

mihainoa ny feon'i Yaveh

DH:"nankatoa an-i Yaveh"

Ataovy amiko izay tsara sy marina eo imasonareo

Ny teny "tsara" sy "marina" eto dia mitovy ny dikany. DH: "ataovy amiko izay rehetra eritreretinao fa zavatra tsara atao amiko"