|
# mitondra fitsarana eo amin'ny nofo rehetra Izy
|
|
|
|
Ny firenena malaza rehetra dia hiaina ny fitsaran'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ny nofo rehetra
|
|
|
|
DH: "ny olombelona rehetra" na "ny olona rehetra"
|
|
|
|
# Hanolotra ireo ratsy fanahy eo amin'ny sabatra Izy
|
|
|
|
DH: "hamono ireo olona ratsy fanahy"
|