plt_tn/jer/25/30.md

277 B

mitondra fitsarana eo amin'ny nofo rehetra Izy

Ny firenena malaza rehetra dia hiaina ny fitsaran'Andriamanitra.

ny nofo rehetra

DH: "ny olombelona rehetra" na "ny olona rehetra"

Hanolotra ireo ratsy fanahy eo amin'ny sabatra Izy

DH: "hamono ireo olona ratsy fanahy"