12 lines
612 B
Markdown
12 lines
612 B
Markdown
# Aoka ny olona tsirairay hiala amin'ny fomba ratsy sy ny kolikoly fanaony
|
|
|
|
Ny teny "fomba ratsy" sy "kolikoly fanaony" dia mitovy ny dikany ary samy manondro ny fomba ratsy izay fanaon'izy ireo.
|
|
|
|
# hiverena any amin'ny tany izay nomen'i Yaveh ny razambenareo tamin'ny andro fahiny sy ho anareo, ho fanomezana maharitra
|
|
|
|
DH: "mba ahafahanareo miverina any amin'ilay tany izay nampanantenain'i Yaveh ho anareo ary hipetrahanareo mandrakizay"
|
|
|
|
# aza miantsy Azy amin'ireo asan'ny tananareo mba tsy hanisiany ratsy anareo
|
|
|
|
DH: "aza manao izay maha tezitra an'i Yaveh amin'ireo asa ratsinareo ka hanasaziany anareo"
|